Archive pour ratsiraka

0

Posted in Uncategorized with tags , , , , , , , , , , , , , on mars 30, 2010 by raslmetal
ZERO

Famahana olana: aotra isan-jato ny fanatenana, aotra rahateo ny zava-bita.

Ho an-databatra boribory,
De hanao resaka boribory,
valin-teny boribory?
Satria ny ao an-tsaina boribory,
Ny endrika ihany no boribory!

Ny firenena, vato boribory

Solofo R.

Publicités